|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ratsimiseta Jasmina |
| Singan-teny | 2Ratsimiseta |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan).
[3.1] 5mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique.
[1.11] |
| Voambolana | 7 Tantara: olona 8 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
9 Dobla efatra 10 Izay mananda no resy 11 Nofiko, hono! 12 Ny tsy amoizako azy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|